CHU ANOSIALA

Hisy fandidiana ny hémorroïde maimaim-poana


  • Talata 01 Jolay 2025

Mbola ao anatin'ny fankalazana ny faha-10 taona niorenany ankehitriny

ny Hopitalim-panjakana CHU Anosiala, distrikan'Ambohidratrimo. Hitohy amin'ny fandidiana maimaim-poana ny "hémorroïdes",ny "fissure anale" ary ny "fistule périanale" ho an'ireo izay mila izany ny hetsika. Tanterahana ny 07 ka hatramin’ny 11 Jolay ho avy izao ny hetsika, raha araka ny loharanom-baovao azo. Efa nisokatra ho an’ny besinimaro nanomboka omaly Alatsinainy 30 jona tamin’ny 9 ora maraina kosa ny fisoratana anarana, hifarana ny 04 Jolay amin'ny 3 ora folakandro. Tsiahivina moa fa efa nisy ny varavarana misokatra natao teo anivon'ity hopitaly ity ny 20 Jona lasa teo. Hetsika fitsaboana maro lafy no notanterahina tamin'izany toy ny fitsaboana ny aretin'ny nify sy ny ativava, ny aretin'ny taovam-pananahan'ny vehivavy, ....
Pati
Légende : Efa nisy ny fizaham-pahasalamana ankapobeny tahaka izao !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT