Fahasalamana

Bongolava Madiva ho vita ny lalana miditra any amin’ny CHRR


  • Alakamisy 25 Febroary 2021

An-dalam-pahavitana ny asa fanamboaran-dalana miditra any amin'ny CHRR Bongolava.

 

 

 

Nampijaly fatratra ny mponina any an-toerana tokoa ity lalana ity hatramin’izay, indrindra rehefa hitondra marary na mpiteraka. Fotaka na vovoka hatrany no miandry ireo olona tsy salama izay mifanohitra tanteraka amin’ny tokony ho izy. Anisan'ireo laharam-pahamehan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka hatrany moa ny hisitrahan'ny vahoaka tolotra ara-pahasalamana ara-drariny, araka ny velirano fahadimy napetraky ny Filohan'ny Repoblika ka tafiditra ao anatin’izany ny fikarakarana ny manodidina toy ny lalana hisorohana ny mety ho voka-dratsin’izany.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT