Fahasalamana

Betroka Niakatra 100 ireo matin'ny tazomoka


  • Alakamisy 28 Mey 2020

Miakatra miakatra hatrany ny isan'ny olona matin'ny tazomoka izay aretiny teny mamely mafy tokoa any amin'ny distrikan'i Betroka Faritra Anosy ankehitriny raha ny nambaran'ny depiote Nicolas Randrianasolo voafidy tany amin'ity toerana ity

 

 

teny amin'ny CCI Ivato tamin'ny talata teo raha nandray anjaram-pitenena tamin'ny "face à face" nifanaovan'ny governemanta sy ny solombavambahoka misy azy izy . Nambarany tamin'izany fa : "efa miakatra ho 100 izao ny olona matin'ity aretina ity any Betroka ankehitriny. Nambarany ihany koa fa raha covid-19 no anarana nomena ny tsimokaretina "coronavirus" dia covid-18 ny tazomoka mihanaka eto Madagasikara ankehitriny.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT