Fahasalamana

Befelatanana Narenina ny sampandraharahan’ny Neuro-psychiatrie


  • Zoma 14 Aprily 2017

Narenina tanteraka ny sampandraharahan’ny Neuro-psychiatrie eo anivon’ny hopitaly Befelatanana.

Vokatry ny ezaka nataon’ireo mpianatra ao amin’ny sekoly ambony INSCAE taona faharoa, manaraka ny lalam-piofanana fitantanana no angady nanana izany, izay manatanteraka asa sosialy isan-taona amin’ny alalan’ny fikambanana natsangana antsoina hoe : Mamiratra. Miisa 10 mianadahy izy ireo.  Ity  sampandraharaha iray ity no nosafidiany noho ny fahafahantarana fa izy io no tsy mbola nisy nanampy sy nanohana mihitsy hatramin’izay na dia olona marobe isan-taona aza no raisiny an-tanana. Efitrano miisa 14 no nohavaozina tamin’izany izay nolokoina, nosoloina ny fitaratra, nodiovina …Ny fanampiana ny hopitaly tahaka izao moa dia midika ho fanampiana ny tena sy ny vahoaka, hoy ny profesora Mamy Randria, lehiben’ity hopitalim-panjakana iray ity.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

KandidĂ  miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT