Fahasalamana

Ankizy ôtista Manampy azy ireo ny Airtel


  • Alakamisy 14 Septambra 2017

Ankoatra ireo olona sahirana ara-pivelomana dia mijery manokana ireo ankizy ihany koa ny orinasam-pifandraisana Airtel Madagascar.

 

 Ireo ankizy ôtista 10 mianadahy beazina ao amin’ny Centre Sammy’o eny Atsimondrano no niantefany manokana ka fametrahana fotodrafitrasa vaovao mifanaraka amin’ny filan’ireo ankizy ireo amin’ny fiainana andavanandro no nataony. Nialohavan’ny fijerena ny trano, ny fitaovana ampiasain’ny mpianatra, ny tokotany hahafahany milalao sy mialavoly ny hetsika ka nanoloran’ny Airtel taratasim-bola nahafahana nanomboka ny asa. Tanjon’ny orinasam-pifandraisana Airtel ny hahafahana miaro ny zon’ireo ankizy ôtista eto amintsika hahazoany miaina toy ny ankizy rehetra mitovy taona aminy. Eo ihany koa ny fananany fahaleovantena ara-dalàna rehefa miala ao amin’ny Centre izy ireo, raha ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny Airtel, Maixent Bekangba.

 

Pati

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT