Ambohimitsinjorano, Ambohidratrimo

Zazalahy miisa 40 no nisitraka didipoitra faobe


  • Alatsinainy 10 Jona 2024

Nanatontosa didimpoitra faobe niaraka tamin’ny CSB II Ambohimitsinjorano, kaominin’Ambato,

distrikan’Ambohidratrimo, omaly ny fikambanana Hasin’ny Zazamanga. Zazalahy miisa 40, raha ny fampitam-baovao voaray, no nisitraka izany ary nozaraina kilalao sy vatomamy ihany koa. Tafiditra ao anatin’ny hetsika asa soa fanaon’ny fikambanana izy ity. Eo ihany koa anefa ny fanamarihana sahady ny fetim-pirenena mialohan’ny hetsika hira gasy goavana ny 25 jona, raha ny fanazavana hatrany.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT