Fahasalamana

Ady amin’ny ongobe , bilarziôzy ary bongabe Nizarana fanafody ireo ankizy 05 hatramin` ny 15 taona


  • Alatsinainy 30 Novambra 2020

Ho fanamafisana ny ady atao amin’ny ongobe sy bongabe, ny kankan-tsinay ary ny

 

Bilarziôzy dia nisy ny fizarana fanafody faobe andiany faharoa izay notanterahina nanomboka ny 23 hatramin’ny 27 novambra lasa teo. Disitrika 43 eto Madagasikara no nisitraka izany. Raha mikasika ny fanafody iadiana amin’ny Bilarziôzy manokana dia ny ankizy 05 taona hatramin’ny 15 taona no misitraka io fizarana faobe io. Fiarahamiasan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny "OMS Madagascar" sy ny "SCI" no nahafahana nanatanteraka izao hetsika lehibe mitsinjo ny Fahasalamam-bahoaka izao.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT