Edito

Voambaka tanteraka


  • Zoma 11 Desambra 2015

aNangina hatreo ary tsy nisy tohiny intsony izany ilay fampihavanam-pirenena e !efa mba nanaitra kely ihany ny FFKM herinandro las aizay taorian’ny fihaonambeny tany Antsiraana, ary nilaz afa mbola vonona hanohy ny fampihavanana saingy tsy nisy nihaino

 


.Ao anatina sangodim-panina politika tanteraka indray I Madagasikara amin’izao fotoana, tsy mbola voatsabo ny ratra navelan’ny fanonganam-panjakana sy ny gidragidra nisy teto nandritra ny tetezamita 5 taona.Tsy vitan’i Madagasikara ny nifanazava sy nifandefitra ary nihavana tahaka ny natao tany Afrika Atsimo ; mbola hita fa sarotra ho an’ny Malagasy na mpitondra io na entina ny manova toe-tsaina sy fomba fiasa tahaka ny nisy tany Rwanda ; raha resaka revôlisiônina izany moa no andrasana amin-dRamalagasy dia ena tong aamin’ilay fitenenana hoe : andraso eo i Paoly.Vaky vava i zokibe Jaojobyhoe : tena lasa be loha ny Malagasy, raha vantanina kokoa dia hoe :mafy loha sy tsy te hahalala ny Malagasy, hanyka sarotra ny mandrindra ny fiaraha-monina amin’ny alalan’ny fampiharana ny lalàna sy ny fitsipika.Efa zatra ny gaboraaka sy ny moramora hany ka las amionona amin’y ratsy ananany fa tsy manam-piniavana hivoatra mihitsy Ramalagasy ; aiza moa no tsy araoaraotin’ny vazaha e, tsy mila ampiadiana fa efa mifandrafy ho azy dia mora ambakaina amin’izay e !

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT