Tsy maty voalavo an-kibo !

Isan’ny tena mila ezaka goavana


  • Talata 03 Martsa 2026

eto Madagasikara ny fanavaozana ny

fanavaozana ara-politika sy ara-toetsaina. Mbola misy hatrany no te hamboly toe-tsaina mirefarefa, politikan’ny fanabadoana, fitarihana ny olona ho any anaty lavaky ny fahajambana tanteraka,… Tsy mba misintona hiakatra fa te handetika hatrany ny Malagasy tanteraka ka ankoatra ny efa fambolena fahantrana ara-toekarena sy ara-batana tao anatin’ny 16 taona, dia mbola misy ny manohy mamboly fahantrana ara-toetsaina. Dia mandeha amin’ny filalaovana sy fikirakirana ny tambajotran-tserasera amin’ny zavatra mamoafady tanteraka io. Miezaka mamingana sy misintona amin’ny fomba rehetra, manao izay tsy hisiana fivoarana eto, manao izay tsy hahatanteraka ny fanavaozana,… satria ahariharin’ny karatra ny tsy fahombiazana teo aloha. Ekena fa betsaka ny lesoka ankehitriny, ary tsy afaka hanasohaso be fahatany isika, mipetraka ho arofanina sy miteny ny tsy mety. Tsy takona hafenina kosa ny hoe samihafa ny rivotra politika, ny fomba fiasa, ny fomba famahana olana,… teo aloha sy ny ankehitriny. Tsapa sy hita ny finiavana hanova na mbola sarotra aza, raha jerena amin’ireo fanapahan-kevitra sy vahaolana ara-tsosialy samihafa toy ny mpiasam-panjakana, jiro sy rano, vidim-piainana,…. Na izany aza, tsy afaka ny hikipy hinia tsy hahita ny tsy mety toy ireo toe-draharaha tsy mangarahara, fisiana vondron’olona mety miteraka ahiahy amin’ny mety fifehezana ny Fanjakana, ny fisian’ireo mpitondra miezaka mangoron-karena tsy ara-dalàna,… izay lasa bala ho an’ireo efa fantatra fa tsy maty voalavo an-kibo tsy hanao afa-tsy izay haningorana !
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Edito
  • Zoma 17 Aprily 2026

Kajy politika!

  • Ezaka iombonana
  • Alakamisy 16 Aprily 2026

Na tiana na tsy tiana moa izany

  • Lany andro mifanasa vangy!
  • Talata 14 Aprily 2026

Henjakenjana ny karazana

  • Milentika any
  • Alatsinainy 13 Aprily 2026

am-parahatoka ny mpitondra!

  • Hetseo ny herijika avy ato anatiny !
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Mafimafy ny tsio-drivotra

  • Mbola betsaka no mila alamina!
  • Talata 07 Aprily 2026

Fanimpiriny izany izao no nahenoana t

Hijery ny tohiny
FTT