Edito

Tsory ny marina


  • Talata 15 Desambra 2015

Nanaitra ny olona tamin’ny torimasony indray ny resaka volabe 3 tapitrisa euros tratra tao anaty entana manampahefana mbony tany Paris,

 


 dia tena mahagaga ny zava-misy eto amintsika e !Ny olona mikaroka ny fomba hahazoana famatsiam-bola ho an’ny fireneny, ny mpitondra eto amintsika indray mitondra vola devizy mankany ivelany.Izao tontolo izao mikaon-doha mandritra ny roa herinandro amin’ny ady amin’ny fiafanan’ny tany sy fiarovana ny tontolo iainana , ny eto amintsika manararaotra manapaka hazo sarobidy sy manondrana izany.Ny any amin’ny faritr’i Sambava iny anefa manomboka efa mahatsapa ny zava-doza ateraky ny fandripahana ny boaderozy, iha ratsy tsiro ny tany arytsy mamokatra intsony.tsy manbiry loz asanatria fa mbola ho fahoriana goavana ny hahazo an’i Mananara avaratra sy Maroantsetra rehefa ho avy ny rivo-doza vokatry ny fandripahana ny ala.Mipetraka ny fanontaniana :mahafantatra tsara ny zava-misy eto ve ny mpitondra ary manana vahaolana matotra ?Sa faly amin’ny fisehosehoana fotsiny no sady mandany andro mangata-bola na efa fantatra izao aza fa tsy hahazo ?Fahendrena ny mitsotra ny marina rehefa tsy mahavita fa aza mamita-bahoaka kosa e !

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT