Edito

TARIKA NY AINGA Hampifaly ny vahoakan'Itaosy


  • Sabotsy 28 Jona 2014

Hampifaly ny vahoakan'Itaosy eny Atsimondrano indray ny tarika Ny Ainga ny Alahady 29 jona ho avy izao. Ao amin'ny kianjan'ny sekoly masindahy Misely Itaosy no hanatanterahana ny lanonana, manomboka amin'ny 2 ora sy sasany folakandro....

Hiavaka dia hiavaka ny fampisehoana raha araka ny fanazavan'i Omguy. Hovetsoin'ny tarika amin'io fotoana io avokoa mantsy ireo hira nahafantarana azy hatramin'izay ao anatin'ilay teny filamatra vazo milay. Tsy ho latsa-danja amin'izany ireo mpandihy izay hanafana ny sehatra izay marihina fa efa matihanina avokoa. 3.000 Ar no vidim-pidirana. Haharitra ora maromaro ny fampisehoana, hoy ihany i Omguy izay efa santatry ny vakansy lehibe sahady. Aorian'Itaosy moa dia mbola hitety faritra maro ny tarika, araka ny fanazavana azo ihany ho fanomezana fahafaham-po ny rehetra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT