Edito

Saika hivarotra ny zana-kavany Nogadraina 10 taona izy 3 mianaka


  • Alakamisy 10 Jolay 2014

Nivoaka ny talata lasa teo ny didim-pitsarana manasazy azy telo mianaka niray tsikombakomba nangala-jaza tao Ambatondrazaka.......

Fidirana am-ponja 10 taona sazy mihatra no nahazo azy telo mianaka. Raha tsiahivina ny tantara dia fianakavian’ilay zaza ihany no naka azy ary saika hamidy tamin’ny mpandraharaha iray tao an-toerana. Soa fa kinga ny mpitandro ny filaminana ka noraisim-potsiny izy ireo tamin’izany. Herintaona aty aoriana, niaiky ny heloka vitany izy telo mianaka nanao ny asa ratsy ka didy mifanaraka amin’izany no nivoaka teo anivon’ny Fitsarana ambaratonga voalohany any Ambatondrazaka ny talata lasa teo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT