Edito

Nangingina


  • Talata 07 Aprily 2015

Somary nangina tamin’ny ankapobeny ny fetin’ny paska na dia teo aza ireo lanona maro samihafa tetsy sy teroa.

 

 

 

 

Nisy tamin’izy ireny no nahazo olona fa teo ihany koa no nitsefotra araka ny fomba fiteny satria dia vitsy dia vitsy ny mpijery tonga fa tsy araka ny dokambarotra totoafo natao nandritra ny roa herinandro. Inona no mety nampangatsiatsiaka ny fetin’ny paska tamin’ity taona ity. Ny fahasahiranana eo amin’ny isan-tokantrano ve sa ilay vanim-potoana mihitsy no tsy dia misy lanjany manokana amin’ny olona ? Tena sahirana ny olona noho ny fidangan’ny vidim-piainana, hany ka mitsitsy vola sy tsy afaka migalabona be firy intsony amin’ny resaka fety aman-danonana. Izao vao tena miantraika amin’ny isam-batan’olona ny krizy nateraky ny fanonganam-panjakana tamin’ny 2009. Na izany aza, niezaka ny nanala azy ihany mba hanadinoana kely ny gidragidram-piainana isan’andro ny olona.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT