Edito

Miesona ny mpampiesona


  • Alakamisy 15 Martsa 2018

Na dia mahasorena aza indraindray ny fivoaran’ny raharaham-pirenena eto Madagasikara manoloana ireo krizy niha mafy teto hatramin’izay sy ny efa mandindona ato ho ato dia ampiononona ny saina na dia kely ihany aza ny endrika mahatsikaiky ao anatiny.


Efa hita izao fa vao nivoaka ny vaovao fa ny 10%-n’ny tany azo trandrahana eto Madagasikara ihany no voatrandraka dia nibosesika hitrandraka teto avokoa ny firenena samy hafa toa an’i Soamahamanina, Didy, Ilakaka. Na ny amerikanina aza miaiky fa ny firenena iray izay  miara-miasa akaiky amintsika amin’izao dia tsy mitady afa-tsy ny tombontsoany rehefa  tonga aty afrika. Iza tokoa moa no firenena afrikanina manome avara-patana kelimaso na aziatika ka tafita ? Ireo mpitondra antsika no tena mahatsikaiky satria toa mino avy hatrany ny fihetsiny sy ny zava-dazainy ary mandokadoka fatratra ny mpamatsy saingy tsy hita hatramin’izao anefa ny vokatsoa miantraika amin’ny vahoaka. Sa mba miesona koa indraindray ny mpampiesona ?

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Anatra ho an’ny sisa !
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Mafana ny resaka dosie

  • Enga anie mba tsy ho…
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Faheno tamin’ny Fitondrana teo

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

Hijery ny tohiny
FTT