Tsy maintsy mifanome tanana isika raha te hampandroso haingana ny firenena, hoy ingahy filoha.....
Ka nahoana ary no misy olona vonona ny hitondra ny fahaizany, ny fahalalany sy ny traikefany kanefa sakanana amin’ny fomba maro samihafa ?
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.