Edito

Mampiesona


  • Alatsinainy 26 Aogositra 2013


Fony tsy mbola teo amin’ny toerana dia nilaza ny sendikan’ny Administera sivily fa hiala ao amin’ny CES ny solontenan’izy ireo raha toa ka iverenana dinihana indray ny fanapahan-kevitra tsy azo ivalozana navoakan’ny CES tamin’ny 03 mey 2013. Sady naverina nodinihina no nanova ny lisitry ny kandida anefa ny CES vaovao fa tsy nisy nialana na nesorina ny mpikambana tao.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Mipetraka
  • Zoma 27 Novambra 2026

ialahy dia mijery!

  • Mikisaka izay
  • Alakamisy 26 Novambra 2026

kely vovok’aina ?

  • Miandry fihatsaràna!
  • Alarobia 25 Novambra 2026

Fandrosoana, fivoarana,

  • Mafanafana !
  • Talata 24 Novambra 2026

Toe-draharaha maro

  • Raharaha
  • Alatsinainy 23 Novambra 2026

maro!

  • Samy manavao!
  • Zoma 20 Novambra 2026

Ny tranga rehetra ety

Hijery ny tohiny
FTT