Edito

Mampiesona


  • Alakamisy 22 Aogositra 2013


Telo volana lasa izay dia namoaka didy tsy azo ivalozana ny CES mametra ny isan’ny kandida filoham-pirenena ho 41. Telo volana aty aoriana, novaina indray ilay lisitra fa hoe misy kandida tsy manara-dalàna, hoy ny Frantsay. Namoaka didy vaovao tsy azo ivalozana indray ny CES ary nametra ny lisitra ho 33. Izay miovaova izay ve no maha Fitsarana manokana ny CES ?

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT