Kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena avokoa ankehitriny ireo olona telo tanan-kavanan’i Andry Rajoelina, nisafidianan’ny antoko TGV izay ho kandidany. Izay ve izany no tsy mampiteniteny an’i Andry Rajoelina io ?
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.