Eny Ampitatafika-Atsimondrano lasan’ny Sinoa ny tany nonenan’ny Fokonolona, any Toamasina lasan’ny Karana hatramin’ny biraom-panjakana. Izao izany ny Gasy vao ho tompony mangatak’atiny !
Tia Tanindrazana Samia mijoro ho an'i Gasikara.
Samia mijoro ho an'i Gasikara.
efa zatra tsy mivaky loha
tari-bato vilam-bava !
Na iza faly na iza tezitra,
sy ho tonga hatraiza ?
Samy mila mianatra
Mila miova raha te hanova ?