Edito

Mampiesona


  • Zoma 09 Aogositra 2013


Nolazaina fa tsy azo hivalozana ny didy navoakan’ny CES mikasika ny lisitr’ireo kandidà 41 hifaninana ho filoham-pirenena na dia ho soloina aza ny mpikambana ao aminy. Nasiana fepetra kosa ary dia azo hivalozana izany ny didy navoakan’ny Fitsarana Tampony nanome aministia ireo miaramila gadra politika satria tsy navela hivoaka ny fonja izy ireo.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT