Edito

Mampiesona


  • Alarobia 31 Jolay 2013


Noesorina ary nosoloina mpanangan-tanana ireo CST avo vava teo aloha. Tsy mbola nokitihana na dia efa nandefasana tsapakevitra ny amin’ny mety hanoloana azy koa aza ireo CT sasantsasany hita ho somary mamelively mivantana na ankolaka ny fitondrana tetezamita. Rehefa tapitra ny ilana azy, tsy ho tonga ho azy tsy mampiomana ve ny rivodoza aorian’ny vakansy !

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT