Mitaraina ireo mpanohana an-dRajoelina fa mivangongo eto an-drenivohitra manenjika mpanohitra sy miaro mpitondra fotsiny ny mpitandro ny filaminana nefa tokony haparitaka any ambanivolo hiaro ny vahoaka. Diso indray ve izany ilay fanovana ?
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.