Any ivelany i Andry Rajoelina efa ailiky ny olona, eto an-toerana nefa mandà ny fikaroham-bahaolana amin’ny fampihavanana. Ka inona no fanovana hatao eo ?
Tia Tanindrazana Samia mijoro ho an'i Gasikara.
Samia mijoro ho an'i Gasikara.
efa zatra tsy mivaky loha
tari-bato vilam-bava !
Na iza faly na iza tezitra,
sy ho tonga hatraiza ?
Samy mila mianatra
Mila miova raha te hanova ?