Edito

Lalao Tia Tanindrazana 5 taona Niampy indray ireo tsara vintana


  • Talata 08 Jolay 2014

Mitombo isa hatrany ireo tsara vitana amin’ny lalao tafiditra amin’ny fankalazana ny faha-5 taonan’ny gazety Tia Tanindrazana....

Niampy fito izy ireo taorian’ny fisarihana natao tamin’ny 28 jona lasa teo, manamafy ny fifanakaikezana kokoa hatrany eo amin’ny mpamaky sy ity gazety maminao ity. Tonga nandray ny lokan’izy ireo avy izy ireo omaly. Misy ny avy any amin’ny faritra. Mitohy ny lalao, mbola miandry ny rehetra ny loka goavana izay fiara vaovao hosarihana amin’ny 13 septambra 2014. Mbola hisy fisarihana mialohan’io, izay hatao amin’ny  23 aogositra 2014. Mandray anjara hatrany ireo tapakila rehetra tsy mbola voasarika nefa nahita ny valiny marina voaray hatramin’ny 07 aprily 2014 nanombohan’ny lalao.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT