Edito

Kitoatoa tanteraka


  • Sabotsy 30 Jolay 2016

Efa fomba fialana bala diso fantatra loatra ny hoe nisy indro kelin’ny mpandrafitra nanisy olana ara-teknika fa ilay fahatarana ora 3 tamin’ny fanombohan’ny fifaninanana handraisana mpiasan’ny fadintseranana omaly kosa aloha dia efa tena hafa mihitsy e.


 Fa dia kitoatoa mihitsy ve izany ny fanomanana fanadinana manana ny maha izy azy tahaka itony ? Ny fanjakana anie no tompo-marika ka nahoana  no atao tahaka izao ? Sa ve efa mamay be any amin’ny fitsarana ny fanadinana sy ny famoahana ny lisitr’ireo afaka koa dia aty amin’ny fanombohana, izany hoe ny fanaovana ny fanadinana mihitsy no efa miainga indray ny afera ?Atao ahoana moa izany no hahatokisana fa hiasa tsara araka ny tokony ho izy ny olona afaka avy amin’ity fanadinana ity raha ety am-piandohana dia efa  hafahafa ilay izy e. Sa ve efa tena izao mihitsy no taratr’ilay tsy fahombiazan’ny fitondram-panjakana e ?

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Miandrandra ny
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

mety kokoa hatrany!

  • Tsy afa-mihemotra intsony!
  • Alakamisy 30 Aprily 2026

Azo lazaina ho tsy afa-mihemotra

  • Tsio-drivotra hafahafa !?
  • Alarobia 29 Aprily 2026

Isehoana trangan-javatra

  • Mbola tetikasa milevina!
  • Talata 28 Aprily 2026

Nalaza an-taonany maro ho

  • Tsy misy toerana ho
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

an’ny hadisoana !

  • Porofoy sy asehoy
  • Zoma 24 Aprily 2026

fa tsy mivaona! Mitady ho difotry ny

Hijery ny tohiny
FTT