Edito

Inona no dikany ?


  • Talata 29 Aogositra 2017

“Izay no lahatra”, hoy ilay fomba fitenenana izay. Nahatratra 28 ny mpikambana teo anivon’ny governemanta efa nalana tamin’ny toerany tao anatin’ny 3 taona, raha natao ny kajy.

Hatramin’izao anefa, mbola mahatsapa tsy fandriampahalemana mirongatra sy hanoanana ary tsy fananan’asa  hatrany ny ankamaroan’ny olom-pirenena. Maromaro ireo fifanakalozana sy fifamindram-pahefana efa nitranga omaly. Azo antoka fa toy ny mahazatra dia samy hilaza ho tsy hiamboho adidy izay nandray seza sy mbola handray izany eo. Tsy mety voavaly hatramin’izao hoe inona marina no dikan’iny fanovana governemanta iny ? Tsy ny tonta ihany ve no navadibadika ? Sa mba ho famonoana afo sy ho fialana bala fotsiny fa mamaly ny hetahetam-bahoaka ny fitondrana ? Aiza ary ilay porofo manamarina ny voalazan’ny filoham-pirenena fa olona tokoa no olana eto fa tsy rafitra ?

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Enga anie mba tsy ho…
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Faheno tamin’ny Fitondrana teo

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

Hijery ny tohiny
FTT