Chiffre : 133 Araka ny fanadihadiana nataon’ny
tahirimbola iraisam-pirenena (FMI) dia laharana faha 133 amina firenena 192 i Madagasikara raha ny fitambaramben’ny harena vokatra eto an-toerana no jerena. I Amerika no lohalaharana.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.