Edito

Hangarahara rahoviana ?


  • Alakamisy 06 Jolay 2017

Tsy azo atao eto izany ny mandraki-peo rehefa tsy nahazoana alalana na dia hitadiavana ny marina momba ny heloka iray mahatohintohina ny fiainam-bahoaka sy hisorohana izay fanetriben’ny firenena aza.

Tsy azon’ny tompon’andraikitra voalohany ao anatina kaominina iray atao ihany koa ny manome alalana hamory olona ao amin’ny kaominina iadidiany. Mampitabataba ireo mpanao gazety mivondrona ao anatin’ilay hetsika ho an’ny fahalalahana hiteny amin’izao ny antony roa lehibe izay tsy mety voaresaky ny avy eo anivon’ny fitondrana mihitsy dia ny niovan’ilay rijan-teny tsy araka izay nifanarahana tany am-boalohany ny voarakitra ankehitriny ao anatin’ilay sata mifehy ny fifandraisana fa eo ihany koa ny voarakitra ao anatin’ity sata vaovao ity izay mametra an-kolaka ny fitrandrahana vaovao satria dia voalaza ao fa omena vaovao ny mpanao gazety. Fady eto ve izany ny manadihady ny marina ? Mahagaga ve raha vodilaharana sy mihemotra hatrany isika amin’ny ady atao amin’ny kolikoly ? Mbola azo antenaina ve ny handrosoana ao anatin’izao tsy fangaraharana marobe izao ?

J.Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Enga anie mba tsy ho…
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Faheno tamin’ny Fitondrana teo

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

Hijery ny tohiny
FTT