Edito

Distrikan’Ambatofinandrahana “Tsy nahitana asan-dahalo intsony”, hoy ny Lehiben’ny Distrika


  • Talata 08 Jolay 2014

Milamina ny Distrikan’Ambatofinandrahana amin’izao fotoana izao, hoy ny lehiben’ny Distrika, Mosa Romain

Tsy ahitana asan-dahalo sy halatra omby, vaky trano, tsindron’antsy intsony tato anatin’ny enim-bolana nitantanany ity Distrika anisan’ny “faritra mena” amin’ny tsy fandriampahalemana ity. Tsy azon’ny dahalo iainana intsony ao Ambatofinandrahana, hoy ihany ny lehiben’ny Distrika. Vokatry ny fampiharana ny kalaony sy fiaraha-miasan’ny vahoaka sy ny mpitandro ny filaminana ary ny fiambenana andro sy alina no nahazoana ny vokatra toy izao. Nahazo fiara 4x4 roa avy amin’ny fitondrana ny zandary any an-toerana raha môtô roa kosa ny Polisy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT