Edito

Dance 261 sy ny ady amin’ny paraky sy sigara Hanakoako indray ny famaranana any Antsirabe


  • Alakamisy 10 Jolay 2014

eo amin’ny dingan’ny lalao famaranana ankehitriny ny fifaninanana «Dance 261» «Fumer tue» andiany faha-3 tontosaina any Antsirabe renivohitr’i Vakinankaratra.....

, rehefa nifanintsana sy nahazo fiofanana in-4 miantoana ireo mpianatra nahatratra 1202 avy amin’ny sekoly 12 any an-toerana. Lesona andrasana havoakan’ireo mpifaninana amin’ny lalao famaranana hotontosaina ao amin’ny efitrano malalaky ny Fo.Kri.Fa any an-toerana ny 12 jolay ho avy izao ny fanasokajiana ny karazana «drogue», ny lalàna sy fitsipika, ny manodidina ny sigara, paraky, rongony ary ny alikaola ary ny «ecstasy». Notsiahivin’Atoa Ramamonjisoa Haja filohan’ny ONG Ny Sahy sady mpandrindra ny Earyn Madagasika fa nanohana azy ireo hatrany nanomboka tamin’ny taona 2008 namoronana an’ity hetsika ity ny Fondation Telma sy ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka amin’ny alalan’ny Ofnalat ary ny CICLD eny anivon’ny primatiora.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT