Edito

Ambony ambany


  • Alakamisy 09 Jolay 2015

Mangingina eny Tsimbazaza rehefa in-droa nifampitana tamin’ny mpanatanteraka saingy tsy nahovoka ny solombavambahoaka.


 Miala sasatra sady mandini-tena indray aloha ireo depiote miandry raha hisy fampiantsoana azy ireo hivory tsy ara-potoana handinika lalàna. Ny tsy fahombiazan’iny fitsipaham-pitokisana farany teo iny dia azo adika fa amin’ny depiote izany dia miasa ary mahavita azy ny governemanta fa mba resaka tiana hatavy ny ankoatra izay. Etsy an-kilany indray anefa na sendika na fiarahamonim-pirenena dia samy mampiaka-peo avokoa fa efa tena tsy rariny sy tsy azo ekena intsony izao zavatra iainan’ny Malagasy izao. Eny fa na ireo mpanao politika aza dia maro no vaky vava fa diso lalana izao fitondrana izao ary tena nandiso fanantenana ny mpifidy. Ireo mpiara-dia sy mpanohana izao fitondrana izao tany am-piandohana moa efa voatsipaka ambavafo avokoa. Vokany, fanina ny vahoaka, satria dia ambony ambany tanteraka ny toe-draharaha ankehitriny.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT