Dossier

Orinasa DHL sy ny mpanao gazety Niara-nikorana tamin’ny alalan’ny « after work »


  • Alatsinainy 20 Janoary 2020

Niara-nifaly tetsy Ankorondrano ireo tompon’andraikitry ny orinasa DHL Madagascar sy ireo mpanao gazety maro tamin’ny faran’ny herinandro teo.

 

 

 

Zava-dehibe loatra ny eo amin’ny lafiny serasera hampahafantarana ny asa iandraiketan’ny DHL, hoy ny Tale jeneraly, Yves Andrianaharison. Tena mety ary rariny raha mba misy fotoana iarahana mifaly tahaka izao, hoy hatrany ny tenany. Nilaza ihany koa ny Tale jeneraly fa mbola maro ny asa miandry hiarahana amin’ity taona 2020 ity ka tsara raha santarina amin’ny zavatra mahafinaritra tahaka izao. Tonga nanafana ny fotoana tamin’io zoma alina io moa i Inah ary nihanoka tanaty mozika tanteraka ny rehetra ka tena nalai-nisaraka.

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Dossier

  • Fitrandrahana safira
  • Zoma 11 Septambra 2026

manahirana, toekarena tsy manara-drafitra

  • Rabejean Miarinarivo
  • Alarobia 22 Jolay 2026

«Sao tokony averina

  • CHEF Aina, Service Traiteur
  • Zoma 05 Jona 2026

« Mila asa tsara sy matihanina

  • RASOLONJATOVO Rolland, mpitandrina
  • Zoma 29 Mey 2026

« Tandremo ny fakam-panahy»

  • RAVO, TOVOVAVY KELY MPANAO
  • Alarobia 12 Martsa 2025

KISARY AMIN’NY TAREHY

Hijery ny tohiny
FTT