Dossier

Fifanakalozana ara-bola mety amin’i Madagasikara Hiadian-kevitra ao Toamasina


  • Zoma 28 Septambra 2018

Anio zoma no hikarakaran’ny avy eo anivon’ny banky foibe eto Madagasikara fifanakalozan-kevitra iarahana amin’ireo mpianatra mpikaroka eo anivon’ny fakiolte DEGMIA manomana lisansa sy masitera momba izay fifanakalozana ara-bola mety amin’i Madagasikara amin’izao fotoana izao.

 

 

Hodinihana miaraka ao  ihany koa anefa, raha ny fampitam-baovao, ny mikasika ireo rafitra ara-pifanakalozana efa nisy teto ka tsara averina indray. Antony io, araka izany, nahatonga ny lohatenin’ny hetsika hoe “Quel régime de change optimal pour Madagascar?”. Hotetezina amin’ity fotoana ity, raha ny fanazavana, ireo karazan-drafitra misy sy tokony hananana rehetra mba hampahomby izany eo amin’izay resaka fifanakalozana ara-bola izay. Hodinihina ihany koa ny momba an’i Madagasikara sy ny volany ara-tantara sy teo amin’ireo fanjakana nifandimby.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Dossier

  • Fitrandrahana safira
  • Zoma 11 Septambra 2026

manahirana, toekarena tsy manara-drafitra

  • Rabejean Miarinarivo
  • Alarobia 22 Jolay 2026

«Sao tokony averina

  • CHEF Aina, Service Traiteur
  • Zoma 05 Jona 2026

« Mila asa tsara sy matihanina

  • RASOLONJATOVO Rolland, mpitandrina
  • Zoma 29 Mey 2026

« Tandremo ny fakam-panahy»

  • RAVO, TOVOVAVY KELY MPANAO
  • Alarobia 12 Martsa 2025

KISARY AMIN’NY TAREHY

Hijery ny tohiny
FTT