Dossier

Désiré Ranaivoson « Isika rehetra no nanao ireny fotodrafitrasa ireny »


  • Zoma 09 Oktobra 2020

Marina Iadiana indray izao ny hoe iza no nanao ny fotodrafitrasa izatsy sy zaroa, hoy ny mpandrindra nasionalin’ny antoko politika Marina,

 

 

 Désiré Ranaivoson. Ny marina anefa dia volan'ny vahoaka Malagasy rehetra tsy an-kanavaka no nanaovana azy na inona na inona firehany ara-politika. Mpiasam-bahoaka, izany hoe, mpiasam-panjakana, no namolavola sy nanatanteraka azy. Ho tombontsoan'ny vahoaka no anaovana azy ireny. Isika rehetra izany no niaraka nanao azy fa ny andraikitra fotsiny no ifampizarana ka samia mifaly, hoy hatrany ny Marina.

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Dossier

  • Fitrandrahana safira
  • Zoma 11 Septambra 2026

manahirana, toekarena tsy manara-drafitra

  • Rabejean Miarinarivo
  • Alarobia 22 Jolay 2026

«Sao tokony averina

  • CHEF Aina, Service Traiteur
  • Zoma 05 Jona 2026

« Mila asa tsara sy matihanina

  • RASOLONJATOVO Rolland, mpitandrina
  • Zoma 29 Mey 2026

« Tandremo ny fakam-panahy»

  • RAVO, TOVOVAVY KELY MPANAO
  • Alarobia 12 Martsa 2025

KISARY AMIN’NY TAREHY

Hijery ny tohiny
FTT