Avy aiza marina no niavian’ny teny hoe « ARIARY »

Fihaviana ara-litera


  • Alakamisy 23 Janoary 2025

Avy amin’ny teny arabo hoe : “rial” na “al rial” ; no fihavian’ny teny hoe “Ariary”.

Noho ny fifandraisana tamin’ireo firenena Arabo-swahilis no nahatonga an’io fiantso io.

Fihaviana ara-tantara
Tamin’ny Malagasy talohan’ny fanjanahan-tany, dia fomba fanisa (unité de compte) ambony indrindra ny Ariary, ary fomba fanisan-danja (unité de masse) ihany koa.
1 Ariary = 8 sikajy = 78 eranambatry = 720 variraiventy ( 720 vary akotry )
Niasa tamin’izany fotoana izany moa ny « PIASTRE » (anaram-bola espagnole) , izay nangalan’ny Ariary tahaka ny “valeur d’argent métal” satria dia :
1 Ariary = 1 Piastre = 27 grammes ( 720 vary akotry )

Fanampiny
Ny Ariary Vy :
• 1 ariary (acier)
• 2 ariary (ariary roa, acier plaqué cuivre)
• 5 ariary (acier plaqué cuivre)
• 10 ariary (acier inox, forme heptagonale)
• 20 ariary (acier plaqué nickel, forme décagonale)
• 50 ariary (acier inox, forme hendécagonale)

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Dossier

  • Fitrandrahana safira
  • Zoma 11 Septambra 2026

manahirana, toekarena tsy manara-drafitra

  • Rabejean Miarinarivo
  • Alarobia 22 Jolay 2026

«Sao tokony averina

  • CHEF Aina, Service Traiteur
  • Zoma 05 Jona 2026

« Mila asa tsara sy matihanina

  • RASOLONJATOVO Rolland, mpitandrina
  • Zoma 29 Mey 2026

« Tandremo ny fakam-panahy»

  • RAVO, TOVOVAVY KELY MPANAO
  • Alarobia 12 Martsa 2025

KISARY AMIN’NY TAREHY

Hijery ny tohiny
FTT