Any Ivelany

ZINEDINE ZIDANE HISARA-DALANA AMIN’NY REAL DE MADRID…


  • Talata 02 Febroary 2021

Handao ny Real de Madrid ny mpanazatra Zinedine Zidane amin’ny taom-pilalaovana manaraka,

 

 ary mety alohan’izay aza, hoy ny gazety Espagnol. Na faharoa ao anatin’ny filaharan’ny Liga aza dia isa 10 no manasaraka azy amin’ny Athletico Madrid izay efa manana isa 50. Resin’ny Athletic Bilbao teo amin’ny “supercoupe”, raraka tamin’ny “Coupe du Roi” nanoloana ny Alcpyano klioba divizionina fahatelo. Resin’i Levante 2-1 tao amin’ny Santiago Bernabeu kianjany ny sabotsy teo, andro faha-21 amin’ny Liga. Ny “Ligue des champions” izay tena mafy sisa no fanantenana. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT