Any Ivelany

VONDRONA EOROPEANINA MANAMBANA HANASAZY AN’I ROSIA


  • Talata 26 Janoary 2021

Nanome toromarika ny Lehiben’ny Diplaomasia Eoropeanina Josep Borrell ireo

 

 

minisitra 27amin’ny hizorana amin’ny sazy ho an’i Moscou mba hamotsorana an’i Alexeï Navalny sy ireo mpanohana azy mahatratra hatrany amin’ny 2500 mahery. Nampipetraka sy nanamafy ny toerana maha laharana faharoa amin’ny politika an’i Rosia any an’i Alexeï Navalny ny zava-niseho ny sabotsy teo, hoy ny mpandinika ara-politika Ekaterina Schulmann.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT