Any Ivelany

VONDRONA AFRIKANINA VOATERY NIALA I PIERRE BUYOYA


  • Alarobia 25 Novambra 2020

Voatery niala tamin’ny toerany amin’ny Solontena ambonin’ny Vondrona

 

Afrikanina any Mali sy Sahel ny Filoha ny Burundi teo aloha Pierre Buyoya. Voaheloka miaraka amina olona 18 noho ny raharaha fanagadrana sy famonoana ho faty an’I Melchior Ndadaye, izay Filoha Hutu voafidy ara-demokratika voalohany saingy maty ny taona 1993 izy. Niakatra teo amin’ny fahefana I Pierre Buyoya avy eo. Niteraka ady an-trano nahafatesana olona 300 000 nandritra ny taona maro ny krizy naterak’izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT