VIH

SIDA 38 TAPITRISA NO VOA MANERAN-TANY


  • Talata 01 Desambra 2020

Isaky ny 01 desambra tahaka izao no hamarihana ny andro iraisam-pirenena hiadiana amin’ny valanaretina SIDA,

 isan’ny aretina mbola tsy misy fanafody fanafany eto ambonin’ny tany. Nanomoka ny taona 1988 no nanokanana io andro manokana io. Lohahevitra amin’ity taona ity ny hoe: “Solidarité mondiale et responsabilidé partagée” na “Firaisan-kiana maneran-tany sy andraikitra ifampizarana”. Raha ny antontan’isa tamin’ny taona 2019 dia 38 tapitrisa eo ny olona mitondra ny VIH/SIDA maneran-tany, raha toa ka 25 tapitrisa eo ny olona efa matiny nanomboka ny taona 1981, izay i Françoise Barré-Snoussi sy Harald Zu Haussen no nahita ny VIH ny taona 1983, ary nahazo ny loka Nobel momba ny fitsaboana ny taona 2008. Manodidina ny 40 000 ny voa teto Madagasikara ny 2019, ka 0,3% eo ny taham-pahavoazana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT