Any Ivelany

VAROTRA FITAOVAM-PIADIAN’NY AMERIKANA


  • Zoma 29 Janoary 2021

NAATO NY ANY ARABIE SAOUDITE SY EMIRATS ARABES UNIS

 

 

Naaton’ny Fanjakana Amerikana tarihin’i Joe Biden ny fivarotana fitaovam-piadiana amin’i Arabie Saoudite, ary ny fiaramanidina mpiady F-35 kosa ho an’ny any Emirats Arabes Unis. Tsotra ny antony fa tsy milaza zavatra betsaka ny Departemantam-panjakana Amerikana hoe tanjona ara-stratejika apetrak’i Etazonia no anton’ny fanapahan-kevitra. Manahy ihany koa ny hisian’ny asa fampihorohoroana ao aminy ihany koa anefa ny Bekintana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT