Any Ivelany

VAKSINY NOVOKARIN’NY BIONTECH HIVOAKA MIALOHAN’NY FARAN’NY TAONA


  • Zoma 20 Novambra 2020

Ho an’ity taona ity, dia hitondra vaksiny ny dadabenoely, hoy ny Talen’ny

 

 

Laboratoara Alemà BioNTech Ugur Sahin, izay miara-miasa amin’ny Laboratoara Amerikanina Pfizer amin’ny fikarohana sy famokarana vaksinin’ny covid-19. Anio zoma no hapetraka any amin’ny FDA (Agence Americaine des Médicaments) ny fangatahana afahafa-mamokatra sy manaparitaka azy io. Manantena ny hivoahan’ny fahazoan-dàlana haingana any Eoropa ihany koa izy ireo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT