Any Ivelany

VAKSINY NOVOKARIN’NY ASTRAZENECA VOALOHANY NANKATOAVIN’NY “THE LANCET”


  • Alarobia 09 Desambra 2020

Ny vaksiny novokarin’ny AstraZeneca miara-miasa amin’ny Oniversiten’i Oxford

 

any Grande Bretagne no vaksiny voalohany hiadiana amin’ny covid-19 nankatoavin’ny gazetiboky ara-tsiantifika sy ara-pahasalamana “The Lancet”, araka ny “Revue” navoakany omaly. Nanamafy ireo siantifika tao anatin’ny The Lancet fa tena mahomby 70% araka ny fanambaran’ny AstraZeneca ny 23 novambra teo ny vaksiny novokarin’izy ireo. Nanomboka ny alatsinainy teo no nanao vaksiny faobe ny Britanika, izay firenena voalohany nanaiky ny vaksiny novokarin’ny Laboratoara Pfizer/BioNTech.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT