Any Ivelany

VAKSININ’NY COVID-19 NITSEFOTRA NY AN’NY INSTITUT PASTEUR


  • Talata 26 Janoary 2021

Nanao fanambarana ny Institut Pasteur omaly 25 janoary 2021, fa najanona ny

 

tetikasa famoahana vaksininy covid-19 satria tsy nahomby, ary vao mainka niteraka voka-dratsy aza. Niainga tamin’ny vaksinin’ny kitrotro nohavaozina, saingy nitsefotra. Efa misy ny tetikasa hafa, izay ao anatin’ny dingana savaranonando. Ankoatra ny Insitut Pasteur, dia efa nanemotra ny azy noho ny tsy fahombiazana ihany koa ny Sanofi, laboratoara Frantsay, ary naneho fa any amin’ny faran’ity taona 2021 ity vao mety hivoaka ny vokatra. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT