Any Ivelany

VAKSININ’NY COVID-19 NIFAMPIRAHARAHA AMIN’I CUBA I IRAN


  • Alatsinainy 11 Janoary 2021

Taorian’ny toromariky ny Guide Suprême Iranianina Ayatollah Ali Khamenei ny zoma lasa teo,

 

 fa tsy mahazo manafatra vaksinin’ny covid-19 novokarin’ny Amerikanina sy ny ny Britanika I Iran, dia nambaran’ny manam-pahefana any an-toerana omaly fa vita ny fifanarahana amin’ny hanaovana andrana ny vaksiny nokarohan’i Cuba any an-toerana. Vaksiny novokarin’ny Pfizer 150 000 fatra anefa no efa saika hafaran’ny Croissant-Rouges any Iran.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT