Any Ivelany

VAKSININ’NY COVID-19 NEKEN’NY EOROPEANINA NY MODERNA


  • Alakamisy 07 Janoary 2021

Nivory fanindroany ny Ivon-toerana Eoropeanina momba ny fanafody omaly 6 janoary, ka nandritra izany no

nanomezana fahazoan-dàlana ny vaksinin’ny coronavirus novokarin’ny Moderna novokarin’ny Amerikanina. Io no vaksiny faharoa nekena hampiasaina ao anatin’ireo firenena any Eoropa, taorian’ny Pfizer/BionTech. Nanao kaomandy 160 tapitrisa doses ny Eoropeanina. Efa ampiasaina any Canada, Etazonia, Israel,… ny vaksinin’ny Moderna.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT