VAKSININ’NY COVID-19 NANKATOAVIN’NY AEM NY PFIZER

BIONTECH


  • Talata 22 Desambra 2020

Nankatoavin’ny AEM (Agence Européenne de Médicaments) omaly 21 desambra

 

ny vaksinin’ny covid-19 novokarin’ny Pfizer/BioNTech, raha toa ka I Royaume-Uni kosa no firenena voalohany nanaiky izany efa roa herinandro teo izay. Midika fidiran’ny Eoropeanina amin’ny fanombohan’ny vaksiny faobe io, ary efa nilaza rahateo ny Kaomisionina Eoropeanina fa ny 27 desambra izao no eritreretina hanaovana izany. Manodidina ny 21 tapitrisa eo ny voa hatramin’izay any Eoropa, ka 154 364 eo ny tranga vaovao omaly hatramin’ny 11ora alina taty amintsika, 2935 kosa ny maty.495 355 kosa ny maty hatrizay.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT