Any Ivelany

VAKSININ’NY COVID-19


  • Alakamisy 25 Febroary 2021

NANKATOAVIN’NY AMERIKANINA NY “JOHNSON & JOHNSON”

 

 

 Nankatoavin’ny Sampan-draharaha Amerikanina momba ny fanafody (FDA) ho vaksiny mahomby amin’ny fiadiana amin’ny covid-19 ny vaksiny “Johnson & Johnson”, ary mandaitra amin’ilay endriny vaovao haingana be ny fipariahany. 85,9% ny fahombiazany tamin’ireo marary mafy na “forms graves” tany Etazonia, 81,7% tany Afrika Atsimo, 87,6% tany Brésil. Olona 40 000 tamina firenena maro no nanaovana andrana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT