Any Ivelany

VAKSININ’NY COVID-19 1,78 HATRAMIN’NY 14,70 Euros


  • Alarobia 23 Desambra 2020

Navoakan’ny Minisitra Belza iray tsy nahy ny sandan’ny vaksinin’ny covid-19 any Eoropa,

 

 izay mbola notazonina ho tsiambaratelo. Namoaka ny andinindininy amin’ny hividianan’ny Belza vaksiny ny Sekreteram-panjakana miadidy ny tetibola Eva De Bleeker, izay tratry ny tsikeran’ny mpanohitra satria ambara fa tsy ampy ny hoenti-manan’ny Fanjakana amin’ny vaksiny. Voalaza fa 1,78 euros (8000Ar mahery eo) ny vaksinin’ny Astra-Zeneca niarahan’ny Britanika sy ny Suédois namokatra, ary 14,70 euros (67 000 Ar mahery eo) ny Moderna an’ny Amerikanina. Ho an’i Belgique, dia 279 tapitrisa eo no haompany hividianana 33,5 tapitrisa “dose” eo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT