Any Ivelany

TURQUIE 337 NOHELOHINA HIGADRA MANDRA-PAHAFATY


  • Zoma 27 Novambra 2020

Olona 337 no nohelohin’ny tribonaly tao Ankara higadra mandra-pahafatiny araka ny didim-pitsarana omaly.

 

 Fanonganam-panjakana tsy nahomby tamin’ny taona 2016, saika handrodanana ny Filoha Tiorka Recep Tayyip Erdogan no vesatra hanenjehana azy ireo. Misy amin’izy ireo ny mpanamory sy manamboninahitra eo anivon’ny tafika anabakabaka Tiorka. Nambara tao anatin’io ny fikasana hamono an’io Erdogan, saingy tsy nahomby.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT