Any Ivelany

TSENAN’NY FITAOVAM-PIADIANA LASAN’NY AMERIKANINA NY 61% TAMIN’NY 2019


  • Alarobia 09 Desambra 2020

Ny 61%-n’ny tsenan’ireo orinasa 25 matanjaka indrindra eto ambonin’ny tany

 

amin’ny indostrian’ny fitaovam-piadiana dia lasan’ny Amerikanina avokoa ny taona 2019. 15,7% kosa ny an’ny sinoa. Niakatra 8,5% ny renivola an’ireo orinasa 25 voalohany ireo, izay 361 miliara dolara eo, avo 50 heny amin’ny tetibola isan-taonan’ny asa fampandriana fahaleman’ny ONU. Orinasa Amerikanina ny 6 voalohany (Lockheed Martin, Boeing, Northrop Grumman, Raytheon, General Dynamics) sy sinoa 3 (AVIC, CETC, Norinco) no ao anatin’ny 10 voalohany, ary tokana ny Eoropeanina izay eo amin’ny laharana faha-7 dia ny BAE Systems. Niaka-danja ny orinasa Frantsay Dassault izay faha-38 niakatra ho faha-17 noho ny fivoaran’ny fanamboarana fiaramanidina mpiady.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT